Isaia 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’izany andro izany, dia hiteny izy ireo hoe: “Izy no Andriamanitsika!+ Manantena azy isika,+Dia hamonjy antsika izy.+ Izy no Jehovah, Ary manantena azy isika. Andao isika hifaly sy hiravoravo satria mamonjy antsika izy.”+
9 Amin’izany andro izany, dia hiteny izy ireo hoe: “Izy no Andriamanitsika!+ Manantena azy isika,+Dia hamonjy antsika izy.+ Izy no Jehovah, Ary manantena azy isika. Andao isika hifaly sy hiravoravo satria mamonjy antsika izy.”+