Salamo 85:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ataovy lasa hoatran’ny taloha* indray izahay, ry Andriamanitra mpamonjy anay ô,Ary aza sosotra aminay intsony.+ Fitomaniana 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ampodio ho aminao izahay, Jehovah ô, dia hiverina aminao avy hatrany.+ Ataovy hoatran’ny taloha indray ny andronay.+
4 Ataovy lasa hoatran’ny taloha* indray izahay, ry Andriamanitra mpamonjy anay ô,Ary aza sosotra aminay intsony.+
21 Ampodio ho aminao izahay, Jehovah ô, dia hiverina aminao avy hatrany.+ Ataovy hoatran’ny taloha indray ny andronay.+