Salamo 80:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay,+ Andriamanitra ô!Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+ 4 Ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô, mandra-pahoviana no hampahatezitra anao ny* vavaky ny vahoakanao?+
3 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay,+ Andriamanitra ô!Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+ 4 Ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô, mandra-pahoviana no hampahatezitra anao ny* vavaky ny vahoakanao?+