FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa mitranga aminao daholo ireo zavatra voalaza rehetra ireo any aoriana any ka mafy be ny mahazo anao, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hihaino ny feony.+

  • Salamo 80:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay,+ Andriamanitra ô!

      Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+

  • Salamo 85:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ataovy lasa hoatran’ny taloha* indray izahay, ry Andriamanitra mpamonjy anay ô,

      Ary aza sosotra aminay intsony.+

  • Jeremia 31:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Henoko tokoa i Efraima nitaraina hoe:

      ‘Nanitsy ahy ianao ka nanaiky hahitsy aho,

      Toy ny zanak’omby mbola tsy nofolahina.

      Ento miverina aho, dia hiverina avy hatrany,

      Satria ianao no Jehovah Andriamanitro.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara