Salamo 80:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay,+ Andriamanitra ô!Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+ Salamo 80:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay, ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô!Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+
3 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay,+ Andriamanitra ô!Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+
19 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay, ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô!Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+