FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 1:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nandevozin’ny Ejipsianina àry ny Israelita, ka nataony nitondra faisana.+ 14 Nataony izay hampangidy ny fiainan’izy ireo, ka notereny hiasa mafy hanao rihitra tanimanga sy biriky izy ireo, sady notereny hanao ny karazana asa an-terivozona rehetra tany an-tsaha. Nampanaoviny asa mafy izy ireo sady nampijaliny, ka notereny hanao an’izao karazana asa an-terivozona rehetra izao.+

  • Eksodosy 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa lazao amin’ny Israelita hoe: ‘Izaho no Jehovah, ary hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo aho. Hanafaka anareo amin’ny fanandevozany aho.+ Hanavotra anareo amin’ny sandriko mahery aho,* ary hosaziko mafy ry zareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara