2 “‘Koa henoy izao!’, hoy i Jehovah. ‘Ho avy ny andro
Handefasako feo fanairana amin’ny ady, ka hataoko mandre an’izany i Raba+ tanànan’ny Amonita.+
Ho lasa dongon-tany ngazana izy,
Ary hodorana ireo tanàna miankina aminy.’
‘Dia halain’ny Israely ny tanin’ireo naka ny taniny’,+ hoy i Jehovah.