FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:36-38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+ 38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo.

  • Deoteronomia 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hoy i Jehovah tamiko avy eo: ‘Aza mila vaniny na miady amin’ny Moabita, fa tsy hisy homeko ho anareo ny taniny. Efa nomeko ho an’ny taranak’i Lota+ mantsy i Ara.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara