Eksodosy 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 68:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana* ho an’ny anarany.+ Mihirà ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina.* Jah* no anarany!+ Mifalia eo anatrehany! Isaia 42:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 54:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ilay Be Voninahitra Mpanao anao+ mantsy no vadinao,*+Ary Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra anao,+ Ary hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+
4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana* ho an’ny anarany.+ Mihirà ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina.* Jah* no anarany!+ Mifalia eo anatrehany!
5 “Ilay Be Voninahitra Mpanao anao+ mantsy no vadinao,*+Ary Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra anao,+ Ary hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+