-
Isaia 33:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Izay manao ny marina foana,+
Sy milaza ny marina,+
Sy tsy tia tombony azo amin’ny fitaka sy ny tsy rariny,
Sady tsy mety mandray tsolotra mihitsy,+
Sy manampina ny sofiny tsy hihaino ny resaky ny olona te handatsa-dra,
Ary manakimpy ny masony tsy hahita zava-dratsy,
16 Dia izy no hipetraka eny amin’ny toerana avo.
Ho eny amin’ny vatolampy sarotra aleha ny fialofany.*
Homena azy koa ny sakafony,
Ary tsy ho ritra mihitsy ny tahirin-dranony.”+
-