Salamo 27:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hanafina ahy ao amin’ny trano fialofany izy amin’ny andro hiavian’ny loza,+Ary hanafina ahy ao amin’ny toerana miafina, ao amin’ny tranolainy.+Eny ambony vatolampy avo be no hametrahany ahy.+ Salamo 31:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hafeninao ao amin’ny toerana miafina eo anatrehanao izy ireo,+Mba tsy ho voan’ny teti-dratsy ataon’ny olona;Hanafina azy ireo ao amin’ny trano fialofanao ianao,Mba tsy hotafihin’ny olona ratsy saina* izy ireo.+ Salamo 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
5 Fa hanafina ahy ao amin’ny trano fialofany izy amin’ny andro hiavian’ny loza,+Ary hanafina ahy ao amin’ny toerana miafina, ao amin’ny tranolainy.+Eny ambony vatolampy avo be no hametrahany ahy.+
20 Hafeninao ao amin’ny toerana miafina eo anatrehanao izy ireo,+Mba tsy ho voan’ny teti-dratsy ataon’ny olona;Hanafina azy ireo ao amin’ny trano fialofanao ianao,Mba tsy hotafihin’ny olona ratsy saina* izy ireo.+