1 Samoela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Arovany ny dian’ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa hataony mangina ao anaty haizina,+Satria tsy ny herin’ny tenany no ahafahan’ny olona mandresy.+ Salamo 37:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Na dia solafaka aza izy dia tsy hidaraboka,+Fa i Jehovah no mitantana azy.+ Salamo 121:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy havelany hibolisatra* mihitsy ny tongotrao.+ Tsy ho rendremana mihitsy Ilay mpiambina anao. Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+
9 Arovany ny dian’ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa hataony mangina ao anaty haizina,+Satria tsy ny herin’ny tenany no ahafahan’ny olona mandresy.+
22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+