FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nitsonika* teo anoloan’i Jehovah ny tendrombohitra,+

      Na i Sinay aza nitsonika teo anoloan’i Jehovah+ Andriamanitry ny Israely.+

  • Nahoma 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mihovotrovotra ny tendrombohitra noho ny aminy,

      Ary mitsonika ny havoana.+

      Hanatrika eo izy ka hihozongozona ny tany,

      Sy izao tontolo izao ary izay rehetra eo aminy.+

  • Habakoka 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nijanona izy dia nohozongozoniny ny tany.+

      Nijery izy dia nitsamboatra ireo firenena.+

      Potipotika ireo tendrombohitra efa nisy hatrizay,

      Ary niondrika ireo havoana efa nisy taloha.+

      Eo amin’ny lalana efa nisy hatry ny ela be Izy no mandeha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara