Salamo 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mihodina tsy hijery ahy.*+ Aza roahina ao anatin’ny hatezerana ny mpanomponao. Ianao no mpanampy ahy;+Aza mahafoy na mandao ahy, ry Andriamanitra mpamonjy ahy! Fitomaniana 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Jehovah ô, jereo fa mijaly be aho. Mangotikotika ny ato anatiko.* Mitebiteby ny foko ato anatiko, fa nikomy tanteraka aho.+ Eny ivelany, ripaky ny sabatra ny ankizy;+ ao an-trano, maty ny olona.
9 Aza mihodina tsy hijery ahy.*+ Aza roahina ao anatin’ny hatezerana ny mpanomponao. Ianao no mpanampy ahy;+Aza mahafoy na mandao ahy, ry Andriamanitra mpamonjy ahy!
20 Jehovah ô, jereo fa mijaly be aho. Mangotikotika ny ato anatiko.* Mitebiteby ny foko ato anatiko, fa nikomy tanteraka aho.+ Eny ivelany, ripaky ny sabatra ny ankizy;+ ao an-trano, maty ny olona.