-
Salamo 107:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nikomy tsy nanaraka ny tenin’Andriamanitra mantsy izy ireo;
Tsy noraharahiany ny torohevitr’ilay Avo Indrindra.+
-
-
Isaia 1:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Mihainoa, ry lanitra, ary mihainoa tsara, ry tany!+
Fa izao no nolazain’i Jehovah:
-