-
Joba 38:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Taiza àry ianao tamin’izaho nanorina ny tany?+
Lazao ahy, raha mihevi-tena ho mahay ianao.
-
-
Joba 38:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Tao amin’ny inona no nandatsahana ny fototry ny tany?
Ary iza no nametraka ny vato fehizorony,+
-