-
Genesisy 41:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Aorian’izay indray dia hisy fito taona hisian’ny mosary, ka ho hadino hoe nahavokatra be eran’i Ejipta, fa ho simban’ny mosary ny tany.+
-
-
Genesisy 42:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary niaraka tamin’ny olon-kafa hividy sakafo ny zanakalahin’i Israely, satria nisy mosary koa tany Kanana.+
-
-
Asan’ny Apostoly 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana, ka tena mafy ny fahoriana nanjo ny olona tany. Ary tsy nahita na inona na inona hohanina ny razambentsika.+
-