Eksodosy 12:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nandodona an’ilay vahoaka hiala haingana+ tao amin’ilay tany ny Ejipsianina, satria hoy izy ireo: “Sao ho faty eto daholo izahay.”+
33 Ary nandodona an’ilay vahoaka hiala haingana+ tao amin’ilay tany ny Ejipsianina, satria hoy izy ireo: “Sao ho faty eto daholo izahay.”+