1 Tantara 16:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Misaora an’i Jehovah fa tsara izy.+Be fitiavana sady tsy mivadika mandrakizay izy.+ Ezra 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nanao hira nifamaly+ izy ireo ka nidera sy nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara izy; tia ny Israely izy sady tsy mivadika aminy mandrakizay.”+ Dia nihoby mafy nidera an’i Jehovah ny olona rehetra, satria tafapetraka ny fototry ny tranon’i Jehovah. Salamo 103:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho mandrakizay kosa ny fitiavan’i Jehovah sy ny tsy fivadihanyAmin’izay matahotra azy,+Ary ny fahamarinany dia asehony hatramin’ny taranak’izy ireo fara aman-dimby,+ Salamo 107:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 107 Misaora an’i Jehovah fa tsara izy;+Be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.+
11 Ary nanao hira nifamaly+ izy ireo ka nidera sy nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara izy; tia ny Israely izy sady tsy mivadika aminy mandrakizay.”+ Dia nihoby mafy nidera an’i Jehovah ny olona rehetra, satria tafapetraka ny fototry ny tranon’i Jehovah.
17 Ho mandrakizay kosa ny fitiavan’i Jehovah sy ny tsy fivadihanyAmin’izay matahotra azy,+Ary ny fahamarinany dia asehony hatramin’ny taranak’izy ireo fara aman-dimby,+ Salamo 107:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 107 Misaora an’i Jehovah fa tsara izy;+Be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.+