-
Salamo 60:9-12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Iza no hitondra ahy any amin’ilay tanàna natao fahirano?*
Iza no hitarika ahy hatrany Edoma?+
10 Tsy ianao ve, Andriamanitra ô, ilay nanary anay,
Ilay Andriamanitray nefa tsy miaraka amin’ny tafikay intsony?+
11 Ampio izahay rehefa misy fahoriana mahazo anay,
Fa tsy misy dikany ny famonjena avy amin’ny olombelona.+
-