FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 3:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Rehefa naheno an’izany i Davida, dia hoy izy: “Izaho sy ny fanjakako dia tsy ho meloka mandrakizay, eo anatrehan’i Jehovah, hoe nandatsaka ny ran’i+ Abnera zanak’i Nera. 29 I Joaba+ sy ny ankohonan-drainy manontolo anie no ho tompon’andraikitra amin’izany! Hisy foana eo amin’ny taranak’i Joaba anie ny lehilahy misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany,+ na olona boka,+ na lehilahy mampiasa hazo fangoronana kofehy,* na olona matin’ny sabatra, na olona tsy ampy sakafo!”+

  • 2 Samoela 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nisy mosary+ naharitra telo taona nisesy tamin’ny andron’i Davida. Dia nanontany an’i Jehovah i Davida, ka hoy i Jehovah: “Meloka ho nandatsa-dra i Saoly sy ny ankohonany, satria novonoiny ho faty ny Gibeonita.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara