FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Soraty àry izao hira izao,+ dia ampianaro ny Israelita.+ Asaivo ianarany* ilay izy mba ho vavolombelona hiampanga ny vahoakan’Israely.+

  • Josoa 4:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Mandehana mankeo afovoan’i Jordana, eo alohan’ilay Vata masin’i Jehovah Andriamanitrareo. Dia samia mibata vato iray avy ho eo an-tsorokareo, araka ny isan’ny fokon’ny Israely, 6 mba ho famantarana eo aminareo. Ary raha manontany anareo ny zanakareo* any aoriana any hoe: ‘Fa maninona ireo vato ireo no napetrakareo eo?’,+ 7 dia lazao aminy hoe: ‘Ho fahatsiarovana* maharitra ho an’ny vahoakan’Israely ireo vato ireo. Nijanona tsy nikoriana teo anoloan’ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah mantsy ny ranon’i Jordana, rehefa nentina niampita teo ilay Vata.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara