Deoteronomia 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa hisy mahantra foana ao amin’ilay tany.+ Izany no mahatonga ahy handidy anao hoe: ‘Tena tokony halala-tanana* amin’ny rahalahinao mijaly sy mahantra ao amin’ny taninao ianao.’+ Ohabolana 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy tia manome* nefa vao mainka mihamanana,+Fa misy tsy mahafoy manome zavatra tokony homena, nefa lasa mihamahantra.+ Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 Fa hisy mahantra foana ao amin’ilay tany.+ Izany no mahatonga ahy handidy anao hoe: ‘Tena tokony halala-tanana* amin’ny rahalahinao mijaly sy mahantra ao amin’ny taninao ianao.’+
24 Misy tia manome* nefa vao mainka mihamanana,+Fa misy tsy mahafoy manome zavatra tokony homena, nefa lasa mihamahantra.+