-
1 Samoela 26:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy i Abisay tamin’i Davida: “Efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananao ny fahavalonao androany.+ Mba avelao aho handefona azy hifantsika amin’ny tany indray mandeha tsy miverina.” 9 Notenenin’i Davida anefa i Abisay hoe: “Aza mamono azy, fa iza no mikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah+ ka tsy ho meloka?”+
-