2 Dia nitsangana i Davida Mpanjaka, ka niteny hoe:
“Mihainoa ahy, ry rahalahiko sy vahoakako! Efa nirin’ny foko ny hanorina trano hipetrahan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy ho fitoeran-tongotr’ilay Andriamanitsika.+ Efa nanomana an’izay ilaina mba hanorenana an’ilay izy aho,+