Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+ Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+ Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+