Jeremia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hantsoina hoe ny seza fiandrianan’i Jehovah i Jerosalema+ amin’izany andro izany. Ary hangonina ny firenena rehetra mba hankalaza ny anaran’i Jehovah any.+ Tsy hikiry hanaraka ny fo ratsiny intsony izy ireo.”
17 Hantsoina hoe ny seza fiandrianan’i Jehovah i Jerosalema+ amin’izany andro izany. Ary hangonina ny firenena rehetra mba hankalaza ny anaran’i Jehovah any.+ Tsy hikiry hanaraka ny fo ratsiny intsony izy ireo.”