FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nahita an’ilay afo nilatsaka sy ny voninahitr’i Jehovah teo amin’ilay trano ny vahoakan’Israely, ka niondrika tamin’ny tany teo amin’ilay tokotany vato sady niankohoka ary nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara izy, ary be fitiavana sady tsy mivadika mandrakizay.”

  • 2 Tantara 20:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Rehefa avy nanontany ny olona i Josafata, dia nisy lehilahy notendreny hanao fiderana+ ho an’i Jehovah. Hanao fitafiana masina izy ireo sady handeha eo alohan’ny miaramila, dia hihira hoe: “Misaora an’i Jehovah, fa be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.”+

  • Salamo 106:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 106 Derao i Jah!*

      Misaora an’i Jehovah fa tsara izy;+

      Be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.+

  • Salamo 107:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 107 Misaora an’i Jehovah fa tsara izy;+

      Be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara