1 Samoela 16:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tantara 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina;+Nanadio* ahy ianao;+Ho hitanao fa tsy nitetika ny hanao ratsy aho,Ary tsy nandika lalàna aho tamin’izay nolazaiko. Salamo 139:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ianao kosa anefa, Jehovah Tompon’ny tafika ô, no mandinika ny olo-marina!Hitanao ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo.+ Avelao aho hahita ny hamalianao azy ireny,+Satria ianao no nanankinako ny ady nataoko teny amin’ny fitsarana!+
3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina;+Nanadio* ahy ianao;+Ho hitanao fa tsy nitetika ny hanao ratsy aho,Ary tsy nandika lalàna aho tamin’izay nolazaiko.
12 Ianao kosa anefa, Jehovah Tompon’ny tafika ô, no mandinika ny olo-marina!Hitanao ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo.+ Avelao aho hahita ny hamalianao azy ireny,+Satria ianao no nanankinako ny ady nataoko teny amin’ny fitsarana!+