-
Salamo 18:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 Mamonjy ahy amin’ny fahavaloko tezitra be izy;
Manainga ahy ho lasa ambonin’ireo manafika ahy ianao,+
Ary mamonjy ahy amin’ny olona mahery setra.
-