-
2 Samoela 22:44-46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Hamonjy ahy amin’ny fanakianana ataon’ny vahoakako ianao.+
Hiaro ahy ianao mba hahatonga ahy ho filohan’ireo firenena;+
Vahoaka mbola tsy fantatro no hanompo ahy.+
45 Hanatona ahy ny olona avy amin’ny firenen-kafa sady hatahotra,+
Hankatò ahy izy ireo noho ny zavatra henony momba ahy.*
46 Tsy hanana herim-po intsony* ny olona avy amin’ny firenen-kafa;
Hangovitra izy ireo mivoaka avy ao amin’ny toerany voaro mafy.
-