-
Estera 7:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nahanton’izy ireo teo amin’ilay tsato-kazo nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana, ka tsy romotra intsony ny mpanjaka.
-
-
Salamo 9:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Latsaka ao amin’ny lavaka nataony ireo firenena;
Ny tongony ihany no voafandriky ny harato nafeniny.+
-
-
Salamo 57:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Nihady lavaka hamandrihana ahy izy ireo,
Nefa izy ireo ihany no latsaka tao.+ (Sela)
-