47 Velona i Jehovah! Hoderaina anie ilay Vatolampiko!+
Hasandratra anie Andriamanitra, ilay Vatolampy mpamonjy ahy!+
48 Mamaly ny ratsy atao amiko ilay tena Andriamanitra;+
Ataony lasa manaiky ahy ireo firenena;+
49 Mamonjy ahy amin’ny fahavaloko izy.
Manainga ahy ho lasa ambonin’ireo+ manafika ahy ianao,
Ary mamonjy ahy amin’ny olona mahery setra.+