Deoteronomia 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Efa nanomboka nasehonao tamin’ny mpanomponao hoe tena miavaka ianao sady manana sandry mahery.+ Fa iza no andriamanitra mahavita an’ireny asa lehibe vitanao ireny, na any an-danitra na etỳ an-tany?+ Salamo 145:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tena miavaka i Jehovah, ka izy no mendrika hoderaina indrindra;+Tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany.+
24 ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Efa nanomboka nasehonao tamin’ny mpanomponao hoe tena miavaka ianao sady manana sandry mahery.+ Fa iza no andriamanitra mahavita an’ireny asa lehibe vitanao ireny, na any an-danitra na etỳ an-tany?+
3 Tena miavaka i Jehovah, ka izy no mendrika hoderaina indrindra;+Tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany.+