FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Samoela 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izany no mahatonga anao ho tena miavaka,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Fa tsy misy hoatr’anao,+ ary tsy misy Andriamanitra ankoatra anao.+ Manamarina an’izany ny zava-drehetra henonay.

  • 1 Mpanjaka 8:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, tsy misy Andriamanitra hoatr’anao+ na any amin’ny lanitra ambony na etỳ amin’ny tany ambany. Manaja fifanekena ianao, ary tia an’izay manompo anao amin’ny fony manontolo+ sady tsy mivadika aminy.+

  • Salamo 86:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsy misy hoatr’anao ireo andriamanitra, Jehovah ô!+

      Tsy misy mahavita ny vitanao.+

  • Jeremia 10:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tsy misy hoatr’anao, Jehovah ô!+

      Tena miavaka ianao, ary be voninahitra sy mahery ny anaranao.

       7 Iza no tsy hatahotra anao, ry Mpanjakan’ireo firenena+ ô? Fa mendrika an’izany ianao.

      Fa tsy misy toa anao mihitsy

      Eo amin’ny olon-kendry rehetra eo amin’ireo firenena sy eo amin’ny fanjakany rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara