FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hatahotra sy hihorohoro izy ireo.+

      Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo noho ny herin’ny sandrinao,

      Mandra-pandalon’ny vahoakanao, Jehovah ô,

      Mandra-pandalon’ny+ vahoaka noforoninao.+

  • Deoteronomia 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fantatrareo fa miteny aminareo aho izao, fa tsy amin’ny zanakareo izay tsy nahalala sady tsy nahita ny famaizan’i Jehovah Andriamanitrareo+ na ny heriny lehibe,+ na ny tanany matanjaka,+ na ny sandriny mahery.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara