-
2 Samoela 5:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Azon’i Davida ihany anefa i Ziona, ilay tanàna voaro mafy, ilay lasa nantsoina hoe Tanànan’i Davida.+
-
-
Salamo 50:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Avy ao Ziona, tanàna tonga lafatra amin’ny hatsaran-tarehy,+ no amirapiratan’Andriamanitra.
-
-
Salamo 134:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 I Jehovah, Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany, anie
Hitahy anao avy ao Ziona!
-