-
Salamo 65:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Sambatra izay fidinao sy asainao manatona anao
Mba hipetraka eo an-tokotaninao.+
-
-
Salamo 122:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
122 Faly aho rehefa niteny tamiko izy ireo hoe:
“Andao isika ho any an-tranon’i Jehovah!”+
-