Salamo 63:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+ Mangetaheta mafy anao aho.+ Tsy misy hery intsony aho* satria maniry mafy anaoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+ Salamo 105:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitadiava an’i Jehovah+ ary miantehera amin’ny heriny. Mitadiava sitraka aminy foana.* Zefania 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+
63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+ Mangetaheta mafy anao aho.+ Tsy misy hery intsony aho* satria maniry mafy anaoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+
3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+