Genesisy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+ 2 Samoela 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako+ sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka+Sy toerana fandosirako,+ ary mpamonjy+ ahy. Ianao no mamonjy ahy tsy hiharan’ny herisetra. Salamo 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao anefa no ampinga manodidina ahy, Jehovah ô,+Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+
15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+
3 Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako+ sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka+Sy toerana fandosirako,+ ary mpamonjy+ ahy. Ianao no mamonjy ahy tsy hiharan’ny herisetra.
3 Ianao anefa no ampinga manodidina ahy, Jehovah ô,+Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+