FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Noraisin’i Samoela àry ilay tandroka nisy menaka,+ ka nanosotra an’i Davida teo anatrehan’ireo rahalahiny izy. Ary nanome hery an’i Davida ny fanahin’i Jehovah, nanomboka tamin’iny andro iny.+ Dia nitsangana i Samoela avy eo, ka lasa nankany Rama.+

  • 2 Samoela 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,

      Izy no ampingako+ sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka+

      Sy toerana fandosirako,+ ary mpamonjy+ ahy. Ianao no mamonjy ahy tsy hiharan’ny herisetra.

  • Salamo 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fantatro tsara izao fa mamonjy ny voahosotra notendreny i Jehovah.+

      Mamaly azy avy any amin’ny lanitra masina izy,

      Ka mitondra famonjena* lehibe ny tanany ankavanana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara