FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy Andriamanitra: “Aoka hiangona eo amin’ny toerana iray ny rano eny ambanin’ny lanitra, ary aoka hipoitra ny faritra maina.”+ Dia nisy izany.

  • Joba 38:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tamin’izy nanome baiko ny ranomasina hoe

      Tsy tokony hihoatra ny fetra nolazainy ny onjany,+

      Tamin’izy nametraka* ny fototry ny tany,

  • Jeremia 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 ‘Tsy mba matahotra ahy ve ianareo’, hoy i Jehovah.

      ‘Tsy tokony hangovitra eo anatrehako ve ianareo?

      Izaho ange no nanao ny fasika ho fetran’ny ranomasina e,

      Mba ho lalàna mandrakizay tsy azony dikaina!

      Na misamboaravoara aza ny onjany, dia tsy hivoaka ho mpandresy.

      Ary na midoboka mafy aza ireny, dia mbola tsy ho afaka ny hihoatra an’ilay fetra ihany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara