FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 38:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 33:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Angoniny ny rano ao amin’ny ranomasina, ka toy ny hoe misy tohodrano;+

      Ataony ao anaty trano fitehirizana ny rano manonja be.

  • Salamo 104:6-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nampitafianao azy toy ny akanjo ny rano lalina.+

      Nandifotra tendrombohitra ny rano.

       7 Noteneninao mafy ny rano ka nandositra;+

      Naheno ny feon’ny kotroka nalefanao ireny, ka nirifatra nitsoaka

       8 Tany amin’ny toerana nataonao ho azy.

      Nisondrotra ny tendrombohitra,+ ary niletsy ny lohasaha.

       9 Nasianao fetra ny rano mba tsy hihoatra,+

      Ka tsy hanarona ny tany intsony izany.

  • Jeremia 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 ‘Tsy mba matahotra ahy ve ianareo’, hoy i Jehovah.

      ‘Tsy tokony hangovitra eo anatrehako ve ianareo?

      Izaho ange no nanao ny fasika ho fetran’ny ranomasina e,

      Mba ho lalàna mandrakizay tsy azony dikaina!

      Na misamboaravoara aza ny onjany, dia tsy hivoaka ho mpandresy.

      Ary na midoboka mafy aza ireny, dia mbola tsy ho afaka ny hihoatra an’ilay fetra ihany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara