FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 65:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Sambatra izay fidinao sy asainao manatona anao

      Mba hipetraka eo an-tokotaninao.+

      Hahafa-po anay ny zava-tsoa ao an-tranonao,+

      Dia ny tempolinao masina.*+

  • Salamo 135:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fa nofidin’i Jah ho azy i Jakoba,

      Nofidiny ho fananany manokana*+ i Israely.

  • 1 Petera 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, mpanjaka sady mpisorona, firenena masina,+ vahoaka nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambara hatraiza hatraiza ny hatsaran’Ilay”*+ niantso anareo hiala tamin’ny haizina ho amin’ny hazavany mahagaga.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara