Joba 28:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy izy tamin’ny olombelona: ‘Ny fahatahorana an’i Jehovah no fahendrena,+Ary ny fialana amin’ny ratsy no fahiratan-tsaina.’”+ Ohabolana 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatahorana* an’i Jehovah no fiandohan’ny fahalalana.+ Ny tsisy saina ihany no manao tsinontsinona ny fahendrena sy ny anatra.*+ Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+
28 Dia hoy izy tamin’ny olombelona: ‘Ny fahatahorana an’i Jehovah no fahendrena,+Ary ny fialana amin’ny ratsy no fahiratan-tsaina.’”+
7 Ny fahatahorana* an’i Jehovah no fiandohan’ny fahalalana.+ Ny tsisy saina ihany no manao tsinontsinona ny fahendrena sy ny anatra.*+
13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+