-
Estera 7:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nahanton’izy ireo teo amin’ilay tsato-kazo nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana, ka tsy romotra intsony ny mpanjaka.
-
-
Salamo 7:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Mihady lavaka izy ary ataony lalina be ilay izy,
Nefa izy ihany no ho latsaka ao.+
-