FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa hisy mahantra foana ao amin’ilay tany.+ Izany no mahatonga ahy handidy anao hoe: ‘Tena tokony halala-tanana* amin’ny rahalahinao mijaly sy mahantra ao amin’ny taninao ianao.’+

  • Joba 31:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha tsy nety nanome an’izay mba nirin’ny mahantra aho,+

      Na navelako hipitrapitra* ny mason’ny mpitondratena;+

  • Joba 31:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia aoka ny sandriko* hiala amin’ny soroko,

      Ary aoka ny tanako ho tapaka eo amin’ny kiho.*

  • Salamo 112:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mizara fanomezana be dia be* izy; manome ho an’ny mahantra+ izy.

      צ [Tsade]

      Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+

      ק [Kôfa]

      Hitombo ny heriny ary hahazo voninahitra izy.*

  • Ohabolana 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara