FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 16:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Angamba i Jehovah hahita ny fahoriako.+ Dia hanao soa amiko indray i Jehovah, fa tsy havelany hanan-kery ny ozona natao tamiko androany.”+

  • Salamo 123:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Toy ny ijeren’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,

      Sy toy ny ijeren’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,

      No ijerenay an’i Jehovah Andriamanitray+

      Mandra-piantrany anay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara