FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 38:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izaho kosa toy ny marenina ka tsy maheno,+

      Ary toy ny moana ka tsy miloa-bava.+

  • Matio 27:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy namaly mihitsy anefa izy rehefa nampangain’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy.+

  • 1 Petera 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara