FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Nampijalina+ sy nanaiky hampahorina izy,+

      Nefa tsy mba niteny mihitsy.

      Nentina hoatran’ny ondry hovonoina izy,+

      Hoatran’ny ondrivavy mangina eo anatrehan’ny mpanety azy,

      Ka tsy niteny mihitsy.+

  • Matio 26:63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Mbola tsy niteny ihany+ anefa i Jesosy, ka hoy ny mpisoronabe taminy: “Asaiko mianiana amin’ilay Andriamanitra velona ianao mba hilaza aminay raha ianao no Kristy Zanak’Andriamanitra!”+

  • Jaona 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Niditra tao an-tranon’ny governora indray àry izy, dia nanontany an’i Jesosy hoe: “Fa avy aiza ianao?” Tsy namaly anefa i Jesosy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara